Bravo! félicitation angamba no arosoko voalohany hoanareo terak'i Fiakarana. Reharehan'i Marovatana i Fiakarana ka ny fahavitan'ny site ohatr'izao dia mampitombo hatrany ny fifehezan-tsika eto Imerina ny identité-ntsika ka mahafinaritra izany. Feno fahendrena ny site satria tsy ahitana endri-panavahana na kely aza fa tantara no hitako ato; no sady mampivondrona izay terak'i Fiakarana rahateo ka dia mirary soa ho anareo indrindra ary mbola mamerina ny FELICITATION ho anareo