Tena mbola mangingina aloha raha ny eto Fiakarana fa ny mafana zao dia ny fanitarana Fiagonana Mba manainga mavezatra anareo zanaka ampielezana amin'ny izy ity fa ny tao trano hono tsy vitan'ny irery. Efa kely sisa re olona fa mba ampio fa antsika mianakavy io Fiangonana Fjkm Fiakarana Jerosalema io
Dia misaotra e!
Note n°1
par Pouna le 06/03/2007 ~ 11:34
Aiza daholo ny taranak'i Fiakarana maneran-tany ô!