Ny fizarana vatsy manaraka ho an'ireo zokiolona ao Fiakarana dia amin'ny alahady 21 janoary 2007 izao. Mba afahantsika tsy manadino ireo zoky ray-amandrenintsika dia iangaviana isika mba andefa ny anarin'ny tsirairay any amin'i adiresy voalaza manaraka ity:
Luc Rabaraona : fiakarana_en_mouvement@yahoo.ca
Misaotra daholo.
*******************************************
La prochaine distribution de PPN aux personnes agées de Fiakarana aura lieu ledimanche 21 janvier 2007. Afin d'assurer que vos proches ou connaissances sont la liste des bénéficiaires, veuillez SVP envoyer leurs noms à:
Luc Rabaraona : fiakarana_en_mouvement@yahoo.ca
Merci à tous