« AMPITAPITAO HIAKATRA FIAKARANA »
18 jona 2017 tao EPP RABEARIVELO Analakely
15H – 17H30
FIVORIAN’NY TERAKY FIAKARANA RAZAKANAVALONDRALAMBO
Notarihan’ny Andriana Modeste RAKOTONDRANORO
Tapaka fa
1. hatao amin’ny 2 jolay ny fety isan-taona araka ny efa mahazatra dia ny Alahady aorian’ny Alahamady
2. Ezahana ho fetin’ny taranaka io ary atao eo ankianjan’ny Fiakarana
3. Hanao fampilazana amin’ny RDB 28,29 ary ny 30 jona ka ny Andriana Haja mivady no hiandraikitra azy
4. Samy miteny ny fianakaviany avy ny isan-taranaka
5. Manomboka amin’ny 10H ora ny lanonana
6. Ny zavamaneno dia ny Andriana Modeste no hiantsoroka azy manontolo
7. Ny Mpanentana dia ny Andriana Haja sy ny Andriana Hiary ary ny Andriana RAZAFITSIMIROMBAKA
8. Amin’io fotoana io no hifidianana ny Birao vaovao izay alaina isan-taranaka
9. Hasiana vokadehibe, ary izay tsy afaka dia mitondra solombokatra ka atao isan-taranaka no hanaovana azy. Ny vokatra atao dia mety na sakafo na ranomboakazo na vokatry ny tany
10. Samy mitondra sakafo (tsy asiana kisoa).
11. Samy mitondra maskita sahaza dia eo no atono miaraka ny maskita
Ny mpitantsoratra
Ny Andriambavy Voahangy
Tél & WhatApps 0346818333
Facebook : Voahangy RAHANTAMALALA
.../...